<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to Luke |
[Baiboly 1865] Lioka |
[Baiboly Katolika] Lioka |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Luc |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Lio / Lk 8:28 | When he saw |
Fa nony nahita an' i Jesosy izy, dia niantso mafy sady niankohoka teo anatrehany ka niteny tamin' ny feo mahery hoe: Moa mifaninona akory Hianao, Jesosy, Zanak' Andriamanitra Avo Indrindra ô? masina Hianao, aza mampijaly ahy. | Raha vao nahatazana n' i Jeso izy, dia nikiakiaka sy niankohoka teo an-tongony ary niantso mafy hoe: Misy inona raharahainao amiko, ry Jeso Zanak' Andriamanitra Avo indrindra ô? Mifona re, aza dia mampijaly ahy! | Voyant |