<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 13:5 | And that prophet, or that dreamer of dreams, shall be put to death; because he hath spoken to turn you away from the |
Manaraha an' i Jehovah Andriamanitrareo, ka aoka Izy no hatahoranareo, ary ny didiny no hotandremanareo, ary ny feony no hohenoinareo, ary aoka Izy no hotompoinareo sy hifikiranareo. | Fa izany mpaminany na mpanonofy izany kosa dia ataovy maty, satria fikomiana amin' ny Tompo Andriamanitrareo, izay nampivoaka anareo tany amin' ny tany Ejipta, sy nanafaka anareo tamin' ny trano fanandevozana, no efa notorìna mba hampivily anao hiala amin' ny làlana nasain' ny Tompo Andriamanitrao halehanao. Dia izany no hamongoranao ny ratsy eo aminao. | C' est |