<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 16:3 | Thou shalt eat no leavened bread with it; seven days shalt thou eat unleavened bread therewith, even the bread of affliction; for thou camest forth out of the land of |
Aza ny mofo misy masirasira no haninao aminy; hafitoana no hihinananao mofo tsy misy masirasira, dia mofom-pahoriana, fa tampoka no nivoahanao avy tany amin' ny tany Egypta, mba hotsarovanao amin' ny andro rehetra hiainanao ny andro izay nivoahanao avy tany amin' ny tany Egypta. | Aza mihinana mofo misy lalivay miaraka amin' ireo sorona ireo fa mofo tsy misy lalivay no hano mandritra ny hafitoana, dia mofom-pahoriana, satria tamim-pahamaikana no nivoahanao tany amin' ny tany Ejipta mba hahatsiarovanao ny andro nivoahanao tany Ejipta, amin' ny andro rehetra iainanao. | Tu ne mangeras pas, avec la victime, de pain fermenté ; pendant sept jours tu mangeras avec elle des azymes - un pain de misère - car c' est en toute hâte que tu es sorti du pays d' |