<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 22:19 | And they shall amerce him in an hundred shekels of silver, and give them unto the father of the damsel, because he hath brought up an evil name upon a virgin of |
Dia hosaziny sekely volafotsy zato koa izy, ka homeny ny rain-drazazavavy izany, satria nahafa-baraka ny virijina anankiray tamin' ny Isiraely ralehilahy; nefa dia ho vadiny ihany razazavavy ka tsy azony hisaorana amin' ny andro rehetra hiainany. | Hampandoavina sazy, volafotsy zato sikla izy, ary homeny ny rain-drazazavavy izany, noho izy nanala baraka ny iray amin' ny virjinin' Israely, sady hitoetra ho vadiny ravehivavy ka tsy azony isaorana raha velona koa izy. | et lui infligeront une amende de cent pièces d' argent, qu' ils donneront au père de la jeune femme, pour avoir diffamé publiquement une vierge d' |