<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 3:20 | Until the |
mandra-panomen' i Jehovah fitsaharana ny rahalahinareo tahaka ny anareo, ka holovany koa ny tany izay nomen' i Jehovah Andriamanitrareo azy any an-dafin' i Jordana; dia hiverina ianareo, samy ho any amin' ny taniny avy, izay nomeko anareo. | mandra-panomen' ny Tompo fitsaharana ny rahalahinareo, tahaka ny nataony taminareo koa, ka mahazo ny tany nomen' ny Tompo azy koa izy any an-dafin' i Jordany. Izay vao samy hiverina amin' ny anjara lova nomeko anareo avy hianareo. | jusqu'à ce que |