<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 30:18 | I denounce unto you this day, that ye shall surely perish, and that ye shall not prolong your days upon the land, whither thou passest over |
dia lazaiko aminareo anio fa ho ringana tokoa ianareo, ary tsy ho maro andro eo amin' ny tany izay efa hidiranao holovana, rehefa tafita an' i Jordana ianareo. | dia ambarako anareo dieny ankehitriny, fa ho ringana tokoa hianareo; tsy ho lava andro any amin' ny tany efa hidiranao hanananao azy, rahefa tafita an' i Jordany, hianao. | je vous déclare aujourd' hui que vous périrez certainement et que vous ne vivrez pas de longs jours sur la terre où vous pénétrez pour en prendre possession en passant le |