<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 32:44 | And |
Dia nandeha Mosesy ka nilaza ny teny rehetra amin' izany fihirana izany teo anatrehan' ny olona, dia izy sy Hosea, zanak' i Nona. | Tonga Moizy ka nilaza ny teny rehetra amin' izany tonon-kira izany mba ho ren' ny vahoaka, ary nomba azy Josoe zanak' i Nòna. |