<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 33:7 | And this is the blessing of |
Ary ny amin' i Joda dia izao, hoy izy: Jehovah ô, mihainoa ny feon' i Joda, Ka ento ho amin' ny olony izy. Ny tanany no hiadiany ho azy, Ka manampia azy Hianao hamelezany ny mpandrafy azy. | Izao kosa ny amin' i Joda; hoy izy: Henoy ny feon' i Joda, ry Iaveh, ary ento hiverina amin' ny vahoakany izy. Ny tanany no hiady ho an' Israely ary hiaro hanampy azy hamely ny fahavalony. | Voici ce qu' il dit sur |