<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 4:46 | On this side |
tany an-dafin' i Jordana, tao an-dohasaha tandrifin' i Beti-peora, tao amin' ny tanin' i Sihona, ilay mpanjakan' ny Amorita nonina tao Hesbona, dia ilay noresen' i Mosesy sy ny Zanak' Isiraely, rehefa nivoaka avy tany Egypta izy, | tany an-dafin' i Jordany tao an-dohasaha tandrifin' i Bet-Fogora, amin' ny tanin' i Sehona, mpanjakan' ny Amoreana, nonina tao Hesebona, izay noresen' i Moizy sy ny zanak' Israely tamin' ny nivoahany tany Ejipta. | au-delà du |