<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 9:26 | I prayed therefore unto the |
Dia nifona tamin' i Jehovah aho ka nanao hoe: Jehovah Tompo ô, aza mandringana ny firenenao sy ny lovanao, izay navotanao tamin' ny fahalehibiazanao ka nentinao nivoaka avy tany Egypta tamin' ny tananao mahery. | Nifona tamin' ny Tompoy aho, ka nanao hoe: Ry Iaveh Tompo ô, aza mandringana ny vahoakanao, ny lovanao, izay navotanao tamin' ny fahalehibeazanao sy navoakanao avy tany Ejipta tamin' ny tànanao mahery. | J' intercédai près de |