<- -> |
[King James Bible] Deuteronomy |
[Baiboly 1865] Fifanekena na Detoronomia |
[Baiboly Katolika] Fifanekena na Detoronomy |
[Bible de Jérusalem] Le Deutéronome |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
Deo / Dt 9:5 | Not for thy righteousness, or for the uprightness of thine heart, dost thou go to possess their land: but for the wickedness of these nations the |
Tsy ny fahamarinanao, na ny hitsim-ponao, no andehananao handova ny taniny; fa ny haratsiam-panahin' ireo firenena ireo no androahan' i Jehovah Andriamanitrao azy eo anoloanao hahatò ny teny izay nianianan' i Jehovah tamin' i Abrahama sy Isaka ary Jakoba razanao. | Tsy noho ny fahamarinanao na ny hitsim-ponao no andehananao haka ny taniny ho fanananao, fa noho ny haratsian' ireo firenena ireo no androahan' ny Tompo Andriamanitrao azy eo anoloanao, ary koa mba hahatanterahan' ny teny efa nianianan' ny Tompo tamin' i Abrahama sy Isaaka ary Jakoba razanao. | Ce n' est pas en raison de ta juste conduite ni de la droiture de ton coeur que tu entres en possession de leur pays, mais c' est en raison de leur perversité que |