<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 18:28 | Then led they |
Ary Jesosy dia nentiny niala tao amin' i Kaiafa ho ao anatirova; ary maraina koa ny andro tamin' izay; nefa ireo tsy niditra tao anati-rova, fandrao ho voaloto, fa efa hihinana ny Paska izy. | Dia nentiny niala tao amin' i Kaifa Jeso, ho any an-tranon' ny governora. Efa maraina ny andro tamin' izay. Tsy niditra tao an-trano anefa izy ireo, fandrao voaloto ka tsy afa-mihinana ny Paka. | Alors ils mènent |