<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 6:5 | When |
Ary Jesosy nanopy ny masony ka nahita fa nisy vahoaka betsaka nanatona Azy, dia hoy Izy tamin' i Filipo: Aiza no hividianantsika mofo hohanin' ireo? | Nony nanopy ny masony Jeso, ka nahita ireto vahoaka be nanatona azy, dia hoy izy tamin' i Filipo: Aiza no hividianantsika mofo hohanin' ireo? | Levant alors les yeux et voyant qu' une grande foule venait à lui, |