<- -> |
[King James Bible] The Gospel according to John |
[Baiboly 1865] Jaona |
[Baiboly Katolika] Joany |
[Bible de Jérusalem] L'Évangile selon Saint Jean |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Jao / Jo 7:39 | (But this spake he of the Spirit, which they that believe on him should receive: for the Holy |
Ary ny Fanahy, Izay efa horaisin' ny mino Azy, no nolazainy tamin' izany; fa ny Fanahy tsy mbola nomena, satria Jesosy tsy mbola niditra tamin' ny voninahiny. | Ny Fanahy horaisin' izay hino azy no nambarany tamin' izany; fa tsy mbola nomena ny Fanahy, satria tsy mbola niditra tamin' ny voninahiny Jeso. | Il parlait de l' Esprit que devaient recevoir ceux qui avaient cru en lui ; car il n' y avait pas encore d' |