<- -> |
[King James Bible] Letter to the Romans |
[Baiboly 1865] Romanina |
[Baiboly Katolika] Romana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Romains |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Rom / Rm 3:9 | What then? are we better than they? No, in no wise: for we have before proved both |
Ahoana ary? Manan-kavaly va isika? Tsia tsy akory; fa efa voalazantsika rahateo ho mpanota avokoa na ny Jiosy na ny jentilisa; | Ahoana àry: manan-tombo tokoa va isika? Tsy manana velively, satria efa voasehontsika fa voan' ny fahotana avokoa, na Jody na jentily, | Quoi donc ? L' emportons-nous ? Pas du tout. Car nous avons établi que |