<- -> |
[King James Bible] Letter to the Romans |
[Baiboly 1865] Romanina |
[Baiboly Katolika] Romana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Romains |
|||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||
Rom / Rm 8:17 | And if children, then heirs; heirs of |
Ary raha zanaka, dia mpandova; eny, sady mpandova an' Andriamanitra no mpiray lova amin' i Kristy koa, raha miara-miaritra aminy isika mba hiara-manam-boninahitra aminy koa. | Ary raha zanaka dia mpandova, eny sady mpandova an' Andriamanitra no mpiray lova amin' ny Kristy, raha miara-mijaly aminy anefa isika, mba hiara-komem-boninahitra aminy koa; | Enfants, et donc héritiers ; héritiers de |