<- -> |
[King James Bible] 2nd Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 2 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
2Kr / 2Kor 1:1 | Paoly, Apostolin' i Kristy Jesosy noho ny sitrapon' Andriamanitra, ary Timoty rahalahy, mamangy ny fiangonan' Andriamanitra izay any Korinto mbamin' ny olona masina rehetra eran' i Akaia: | Paoly Apostolin' i Jeso-Kristy, noho ny sitra-pon' Andriamanitra, sy Timote rahalahy, mamangy ny Eglizin' Andriamanitra izay any Korinto, mbamin' ny olona masina rehetra eran' i Akaia manontolo: |