<- -> |
[King James Bible] 2nd Letter to the Corinthians |
[Baiboly 1865] 2 Korintianina |
[Baiboly Katolika] Korintiana II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Épître de Saint Paul aux Corinthiens |
||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||
2Kr / 2Kor 12:19 | Again, think ye that we excuse ourselves unto you? we speak before |
Efa ela izay no nanaovanareo anay ho miala tsiny aminareo. Eo anatrehan' Andriamanitra no itenenanay ao amin' i Kristy; fa ny zavatra rehetra, ry malala, dia ho fampandrosoana anareo. | Heverinareo angamba fa fialan-tsiny hatrany no lazainay aminareo. Ehe, eo anatrehan' Andriamanitra sy ao amin' ny Kristy no itenenanay; ary fanasoavana ny fanahinareo avokoa ny zavatra rehetra lazainay, ry malala. | Depuis longtemps, vous vous imaginez que nous nous défendons devant vous. C' est devant |