<- -> |
[King James Bible] Letter to the Ephesians |
[Baiboly 1865] Efesianina |
[Baiboly Katolika] Efeziana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Ephésiens |
|||||||
<-
-> |
|
||||||||||
Efe / Ef 5:5 | For this ye know, that no whoremonger, nor unclean person, nor covetous man, who is an idolater, hath any inheritance in the kingdom of |
Fa fantatrareo marimarina fa samy tsy manana lova eo amin' ny fanjakan' i Kristy sy Andriamanitra na ny mpijangajanga rehetra, na ny olom-betaveta, na ny olona mierina (mpanompo sampy izany). | Satria fantatro tsara fa rahefa mety ho olona mpijangajanga, na vetaveta, na mpanarana filan-dratsin' ny nofo (mpanompo sampy izany), dia tsy handova ny fanjakan' ny Kristy sy Andriamanitra. | Car, sachez-le bien, ni le fornicateur, ni le débauché, ni le cupide - qui est un idolâtre - n' ont droit à l' héritage dans le Royaume du |