<- -> |
[King James Bible] Letter to the Philippians |
[Baiboly 1865] Filipianina |
[Baiboly Katolika] Filipiana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Philippiens |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Flp / Fil 1:6 | Being confident of this very thing, that he which hath begun a good work in you will perform it until the day of |
ary matoky indrindra aho fa Izay nanomboka asa tsara ao anatinareo no hahatanteraka izany mandra-pihavin' ny andron' i Jesosy Kristy; | sady matoky aho fa izay nanomboka izany asa soa indrindra izany tao aminareo, dia hanatanteraka izany mihitsy hatramin' ny andron' i Jeso-Kristy. | j' en suis bien sûr d' ailleurs, Celui qui a commencé en vous cette oeuvre excellente en poursuivra l' accomplissement jusqu' au Jour du |