<- -> |
[King James Bible] Letter to the Colossians |
[Baiboly 1865] Kolosianina |
[Baiboly Katolika] Kolosiana |
[Bible de Jérusalem] Épître de Saint Paul aux Colossiens |
|||||
<-
-> |
|
||||||||
Kol 4:10 | Manao-veloma anareo Aristarko, mpiara-mifatotra amiko, sy Marka, havan' i Barnabasy (ny aminy dia efa nandidiana anareo, ka raha tonga atý aminareo izy, dia raiso), | Manao veloma anareo Aristarko, mpiara-mifatotra amiko, sy Marka, zanak' anabavin' i Barnabe (efa nahazo didy ny amin' izy hianareo, ka raiso tsara izy raha tonga atý aminareo). |