<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 1:14 | Your wives, your little ones, and your cattle, shall remain in the land which |
Ny vadinareo sy ny zanakareo madinika ary ny biby fiompinareo dia hitoetra eo amin' ny tany izay nomen' i Mosesy anareo etý an-dafin' i Jordana; fa ianareo lehilahy mahery rehetra dia samy ho voaomana hiady ka hita eo alohan' ny rahalahinareo hanampy azy, | Koa ny vady aman-janakareo madinika, mbamin' ny biby ompianareo, dia hijanona amin' ny tany nomen' i Moizy anareo, ety an-dafin' i Jordany. Fa hianareo lehilahy matanjaka sy mahery fo rehetra kosa, dia hita mitondra fiadiana eo alohan' ny rahalahinareo, | Vos femmes, vos petits enfants et vos troupeaux peuvent rester dans le pays que vous a donné |