<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 11:14 | And all the spoil of these cities, and the cattle, the children of |
Ary ny fananana rehetra tao amin' ireny tanàna ireny sy ny biby fiompy dia nalain' ny Zanak' Isiraely ho babony; fa ny olona rehetra nasiany tamin' ny lelan-tsabatra mandra-pandringany azy; tsy nasiany niangana na dia iray akory aza. | Ary ny zavatra rehetra mety ho babo tamin' ireny, sy ny biby fiompiny dia norobain' ny zanak' Israely ho azy; fa ny lehilahy rehetra kosa dia nasiany tamin' ny lelan-tsabatra mandra-paharingany, tsy nisy niangana rahefa mety ho manana aina. | Et toutes les dépouilles de ces villes, y compris le bétail, les |