<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 11:16 | So |
Dia lasan' i Josoa avokoa izany tany rehetra izany na ny tany havoana, na ny tany atsimo rehetra, na ny tany Gosena rehetra, na ny tany lemaka amoron-tsiraka, na ny tani-hay na ny tany havoan' ny Isiraely sy ny tany lemaka aminy koa, | Toy izany no nahazoan' i Josoe izany tany rehetra izany, dia ny Tendrombohitra, ny Negeba manontolo, ny faritanin' i Gosena rehetra, ny tany lemaka, ny Arabaha, ny tany havoana sy ny tany lemak' Israely, | C' est ainsi que |