<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 13:6 | All the inhabitants of the hill country from |
ary ny mponina rehetra any amin' ny tany havoana hatrany Libanona ka hatrany Misrefota-maima. dia ny Sidoniana rehetra, Izaho no handroaka kanefa zarao amin' ny filokana ho lovan' ny Zanak' Isiraely izy araka izay efa nandidiako anao. | ny mponina rehetra amin' ny tendrombohitra hatrany Libàna ka hatrany amin' ny ranon i Mserefota dia ny Sidoniana rehetra: horoahiko eo anoloan' ny zanak' Israely ireo. Nefa zarao amin' ny filokana ireo tany ireo ho lovan' Israely, araka ny efa nandidiako izany. | " Tous les habitants de la montagne depuis le |