<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 15:12 | And the west border was to the great sea, and the coast thereof. This is the coast of the children of |
Ary ny fari-tany andrefana dia ny moron' ny Ranomasina Lehibe. Izany no fari-tany manodidina ny anjaran' ny taranak' i Joda araka ny fokony. | Ary ny faritry ny tany andrefana dia ny ranomasina lehibe sy ny taniny. Izany no faritry ny tanin' ny taranak' i Joda, araka ny fianakaviany, amin' ny lafiny rehetra. | La frontière occidentale était formée par la Grande mer. Cette frontière était, dans son pourtour, celle des fils de |