<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 2:1 | And |
Ary Josoa, zanak' i Nona, dia naniraka mpisafo roa lahy mangingina avy tany Sitima ka niteny taminy hoe: Mandehana, izahao ny tany, indrindra fa Jeriko. Dia niainga izy roa lahy ary niditra tao an-tranon' ny vehivavy janga anankiray atao hoe Rahaba, ka nandry tao. | Nandefa mpisafo tany roa lahy mangingina avy tany Setima Josoe zanak' i Nòna, nataony hoe: Mandehana, zahao ny tany, sy Jerikao. Dia niainga izy roa lahy, ka tonga tao amin' ny tranon' ity vehivavy janga anankiray atao hoe Rahaba, ary nandry tao. |