<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 22:10 | And when they came unto the borders of |
Ary raha tonga teo amoron' i Jordana eo amin' ny tany Kanana ny taranak' i Robena sy Gada ary ny antsasaky ny firenen' i Manase, dia nanorina alitara teo izy, ary lehibe ny fijery izany alitara izany. | Nony tonga teo amin' ny faritanin' i Jordany, izay anisan' ny tany Kanaana, ny tarana-dRobena, sy ny taranak' i Gada, ary ny antsasaky ny fokon' i Manase, dia nanorina otely teo amoron' i Jordany, ary lehibe no fijery izany otely izany. | Lorsqu' ils furent arrivés aux cercles de pierres du |