<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 6:25 | And |
Fa Rahaba janga sy ny ankohonan' ny rainy sy ny havany rehetra mbamin' izay nety ho azy dia novelomin' i Josoa, ary mitoetra eo amin' ny Isiraely mandraka androany ravehivavy, satria nanafina ny iraka izay efa nirahin' i Josoa hisafo an' i Jeriko izy. | Novelomin' i Josoe Rahaba janga, sy ny ankohonan-drainy mbamin' izay rehetra azy, ka mitoetra eo amin' Israely mandraka androany izy, noho izy nanafina ny iraka nirahin' i Josoe hisafo an' i Jerikao. | Mais |