<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 7:22 | So |
Dia naniraka olona Josoa, ka nihazakazaka nankany amin' ny lay ireo, ary, indro, voàfina tao anatin' ny lainy ny zavatra, ary ny volafotsy tao ambaniny. | Dia nampandeha iraka Josoe, ka nankany an-day faingana izy ireo, ka indreo ny zavatra voafina tao an-dain' i Akàna, ary ny volafotsy tao ambany; |