<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 9:1 | And it came to pass, when all the kings which were on this side |
Ary rehefa nandre izany ny mpanjaka rehetra izay etý an-dafin' i Jordana, na ny tany amin' ny tany havoana, na ny tany amin' ny tany lemaka amoron-tsiraka, na ny tany amoron' ny Ranomasina Lehibe tandrifin' i Libanona, dia ny Hetita, ny Amorita, ny Kananita, ny Perizita, ny Hivita ary ny Jebosita, | Nony nandre izany ny mpanjaka rehetra aty an-dafin' i Jordany, na ny eny amin' ny tendrombohitra na ny eny amin' ny tany lemaka na ny amoron-tsiraky ny ranomasina lehibe, tandrifin' i Libàna, ny Amoreana, ny Kananeana, ny Ferezeana, ny Heveana, ary ny Jeboseana, | Quand ils apprirent cela, tous les rois qui étaient de ce côté du |