<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 9:10 | And all that he did to the two kings of the |
ary izay rehetra nataony tamin' ny mpanjaka roa tamin' ny Amorita, izay tany an-dafin' i Jordana, dia Sihona, mpanjakan' i Hesbona, sy Oga, mpanjakan' i Basana, izay tany Astarta. | ary ny nanaovany ny mpanjakan' ny Amoreana roa lahy tany an-dafin' i Jordany, dia Sehona mpanjakan' i Hasebona sy Oga mpanjakan' i Basàna, izay nonina tany Astarota. | et de tout ce qu' il a fait aux deux rois des |