<- -> |
[King James Bible] Joshua |
[Baiboly 1865] Josoa |
[Baiboly Katolika] Josoe |
[Bible de Jérusalem] Livre de Josué |
|||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||
Jos 9:24 | And they answered |
Dia namaly an' i Josoa izy ireo ka nanao hoe: Satria nambara tokoa taminay mpanomponao fa Jehovah Andriamanitrao efa nandidy an' i Mosesy mpanompony hanome anareo ny tany rehetra sy handringana ny mponina rehetra amin' ny tany eo anoloanareo, ary natahotra ny ho faty izahay noho ny aminareo, ka dia nanao izany zavatra izany; | Dia izao no navalin' izy ireo an' i Josoe: Nambara tamin' ny mpanomponao ny didy nomen' ny Tompo Andriamanitrao an' i Moizy mpanompony mba hanolotra anareo avokoa ny tany rehetra ary mba handringananareo eo anoloanareo ny mponina rehetra amin' ny tany. Nony mby akaiky hianareo, dia natahotra mafy ny ho faty izahay, ka izany no nanaovanay toy izao. | Ils répondirent à |