<- -> |
[King James Bible] 1st Letter of Peter |
[Baiboly 1865] 1 Petera |
[Baiboly Katolika] Piera I |
[Bible de Jérusalem] 1ère Épître de Saint Pierre |
||||||
<-
-> |
|
|||||||||
1Pe / 1P 4:6 | For for this cause was the gospel preached also to them that are dead, that they might be judged according to men in the flesh, but live according to |
Fa noho izany no nitoriana ny filazantsara tamin' izay maty aza; mba hotsaraina araka ny olona amin' ny nofo izy fa ho velona araka an' Andriamanitra amin' ny fanahy. | Fa izany no nitoriana ny Evanjely tamin' ny maty koa, dia mba ho velona araka an' Andriamanitra izy amin' ny fanahy, rahefa notsaraina araka ny fomban' ny olona amin' ny nofo. | C' est pour cela, en effet, que même aux morts a été annoncée la |