<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 1:10 | And |
Dia nandeha Joda hiady amin' ny Kananita, izay nonina tany Hebrona (Kiriat-arba no anaran' i Hebrona taloha), ka namono an' i Sesay sy Ahimana ary Talmay. | Dia nandroso Jodà namely ny Kananeana nonina tany Hebrona, izay nantsoina fahiny hoe Kariata-Arbe, ary nandresy an' i Sesaia sy Ahimana ary Tolmaia. | Puis |