<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 12:3 | And when I saw that ye delivered me not, I put my life in my hands, and passed over against the children of |
Ary rehefa hitako fa tsy namonjy ahy ianareo, dia nanao ny aiko tsy ho zavatra aho ka nandeha niady tamin' ny taranak' i Amona, ary natolotr' i Jehovah teo an-tanako izy, koa nahoana ianareo no miakatra atý amiko anio hila ady amiko? | Nony hitako fa tsy tonga hamonjy ahy hianareo, dia nanao vy very ny aiko aho, ka nandeha niady tamin' ny taranak' i Amona, ary natolotry ny Tompo teo an-tànako ireny. Ka nahoana hianareo no miakatra aty amiko anio hiady amiko? | Quand j' ai vu que personne ne venait à mon secours, j' ai risqué ma vie, j' ai marché contre les |