<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 12:6 | Then said they unto him, Say now |
dia hoy izy ireo taminy: Tonony ary ny hoe Shiboleta; fa hoy kosa izy: Siboleta, satria tsy nahay nanonona izany marina izy. Dia nisambotra azy ireo ka namono azy teo amin' ny fitàna ao Jordana; ary nahafatesana roa arivo sy efatra alina ny Efraimita tamin' izany andro izany. | Dia ahoy izy ireo manao hoe: Tonòny àry ny hoe: Skiboleta. Ary izy kosa manao hoe: Sibòleta, fa tsy hainy tononina tsara izany; dia samboriny sy vonoiny eo anilan' ny fitàna an' i Jordany. Nisy roa arivo sy efatra alina ny lehilahin' i Efraima maty tamin' izany andro izany. | alors ils lui disaient : " Eh bien, dis |