<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 21:21 | And see, and, behold, if the daughters of |
ka jereo, ka raha, indreo, mivoaka handihy ny zazavavy avy any Silo, dia mivoaha avy ao amin' ny tanim-boaloboka ianareo, ary samia misambotra amin' ny zazavavy avy any Silo ho vadiny avy, ka mandehana any amin' ny tanin' ny Benjamina indray. | dia jereo, ka nony injay mivoaka hiara-mandihy ny zazavavin' i Silao, dia mivoaha avy ao an-tanim-boaloboka, ka samia hianareo misambotra izay ho vadinareo amin' ny zazavavin' i Silao, dia handeha hankany amin' ny tanin' i Benjamina indray. | Vous guetterez et, lorsque les filles de |