<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 5:11 | They that are delivered from the noise of archers in the places of drawing water, there shall they rehearse the righteous acts of the |
Lavitra ny feon' ny mpandefa zana-tsipìka, dia eo amin' ny fantsakan-drano, no hiresahany ny asa marina nataon' i Jehovah, dia ny fahamarinany tamin' ny tany Isily; Tamin' izany dia nidina ny olon' i Jehovah ho any am-bavahady. | Aoka ny mpandefa zana-tsipika eo akaikin' ny rano fisotroam-biby, hankalaza amin' ny feony ny fahamarinan' ny Tompo, dia ny fahamarinana nataony tamin' ny taniny, ao amin' Israely! Tamin' izay ny vahoakan' ny Tompo nidina ho eny am-bavahadiny. | aux acclamations des pâtres, près des abreuvoirs. Là on célèbre les bienfaits de |