<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 8:1 | And the men of |
Ary hoy ny lehilahy amin' ny Efraima tamin' i Gideona: Ahoana izao zavatra nataonao taminay izao, no tsy nantsoinao izahay, raha nandeha hiady tamin' ny Midiana ianao? Dia nanome tsiny azy mafy ireo. | Ary hoy ny lehilahy amin' i Efraima tamin' i Jedeona: Mba ahoana kosa izany fomba nataonao taminay izany, no dia tsy niantso anay akory hianao raha handeha hiady amin' i Madiana? Sady nilàny sotasota izaitsizy izy. | Or les gens d' |