<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 8:26 | And the weight of the golden earrings that he requested was a thousand and seven hundred shekels of gold; beside ornaments, and collars, and purple raiment that was on the kings of |
Ary ny lanjan' ny kavim-bolamena nangatahiny dia sekely volamena fiton-jato amby arivo, afa-tsy ny ravaka sarim-bolan-tsinana sy ny kavina voavola sy ny lamba volomparasy, izay teny amin' ireo mpanjakan' ny Midiana, ary ny rojo, izay teny amin' ny vozon' ny ramevany. | Ary nisy fiton-jato amby arivo sikla ny lanjan' ny pera-bolamena nangatahin' i Jedeona afa-tsy ny sarim-bolan-tsinana aman-kavina sy ny fitafiana jaky nentin' ny mpanjakan' i Madiana, mbamin' ny fehivozona teny amin' ny vozon-dramevany. | Le poids des anneaux d' or qu' il avait demandés s'éleva à mille sept cents sicles d' or, sans compter les croissants, les pendants d' oreilles et les vêtements de pourpre que portaient les rois de |