<- -> |
[King James Bible] Judges |
[Baiboly 1865] Mpitsara |
[Baiboly Katolika] Mpitsara |
[Bible de Jérusalem] Livre des Juges |
||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
|||||||||||||||||||||||||
Mts / Mpits 9:38 | Then said |
Dia hoy Zebola taminy: Aiza ny vavanao izay niteny hoe: Iza moa Abimeleka, no hotompointsika? Tsy ireo va no olona izay nohamavoinao? Mivoaha ankehitriny ka miadia aminy. | Dia hoy Zebola taminy: Fa aiza re ilay vavanao nanao hoe: Iza moa Abimeleka no hotompointsika? Mos tsy ireo indrindra va no olona nesoinao? Mivoaha amin' izao, ka miadia aminy. |