<-
->

Jod / Jd 1:1 Jude, the servant of Jesus Christ, and brother of James, to them that are sanctified by God the Father, and preserved in Jesus Christ, and called: Joda, mpanompon' i Jeso-Kristy, sy rahalahin' i Jakoba, mamangy ireo olom-boafidy izay malalan' Andriamanitra Ray, sy voatahiry ho an' i Jeso-Kristy; à l' unique Dieu, notre Sauveur par Jésus Christ notre Seigneur, gloire, majesté, force et puissance avant tout temps, maintenant et dans tous les temps ! Amen.
Jod / Jd 1:2 Mercy unto you, and peace, and love, be multiplied. ho feno anie ny famindram-po sy fiadanana ary ny fitiavana nomena anareo. A celui qui peut vous garder de la chute et vous présenter devant sa gloire, sans reproche, dans l' allégresse,
Jod / Jd 1:3 Beloved, when I gave all diligence to write unto you of the common salvation, it was needful for me to write unto you, and exhort you that ye should earnestly contend for the faith which was once delivered unto the saints. Ry malala, noho ny faniriako mafy hanoratra aminareo ny amin' ny famonjena iombonantsika, dia voatery hanoratra ity taratsy ity ho anareo aho, mba hamporisika anareo hikely aina hiaro ny finoana, izay natolotra ny olo-masina indray mandeha monja. A vous miséricorde et paix et charité en abondance.
Jod / Jd 1:4 For there are certain men crept in unawares, who were before of old ordained to this condemnation, ungodly men, turning the grace of our God into lasciviousness, and denying the only Lord God, and our Lord Jesus Christ. Fa misy olona sasany tafiditra an-tsokosoko aminareo, dia olona voasoratra hatry ny ela fa hanamelo-tena amin' izany, olona ratsy fanahy, mamadika ny fahasoavan' Andriamanitra ho fahalotoana, sady mandà an' i Jeso-Kristy, Andrian-tokana sy Tompontsika. Ainsi Sodome, Gomorrhe et les villes voisines qui se sont prostituées de la même manière et ont couru après une chair différente, sont-elles proposées en exemple, subissant la peine d' un feu éternel.
Jod / Jd 1:5 I will therefore put you in remembrance, though ye once knew this, how that the Lord, having saved the people out of the land of Egypt, afterward destroyed them that believed not. Tiako ny hampahatsiaro anareo ny zavatra efa renareo taloha, fa nony efa novonjen' ny Tompo ho afaka tany Ejipta ny vahoakany, dia naringany indray izay tsy nino taty aoriana. C' est aussi pour eux qu' a prophétisé en ces termes Hénoch, le septième patriarche depuis Adam : " Voici : le Seigneur est venu avec ses saintes myriades,
Jod / Jd 1:6 And the angels which kept not their first estate, but left their own habitation, he hath reserved in everlasting chains under darkness unto the judgment of the great day. Ary ny anjely tsy nahatana ny fiamboniany fa nitsoa-ponenana, dia tànany am-patorana mandrakizay ao anatin' ny aizina, sy tahiriziny ho amin' ny andro fitsarana lehibe. Car il s' est glissé parmi vous certains hommes qui depuis longtemps ont été marqués d' avance pour cette sentence : ces impies travestissent en débauche la grâce de notre Dieu et renient notre seul Maître et Seigneur Jésus Christ.
Jod / Jd 1:7 Even as Sodom and Gomorrha, and the cities about them in like manner, giving themselves over to fornication, and going after strange flesh, are set forth for an example, suffering the vengeance of eternal fire. Toy izany Sodoma sy Gomora, mbamin' ny tanàna manodidina izay nijangajanga toa azy koa sy nanao ratsy tamin' ny nofo hafa, ka indro miampatra eo ho fananarana, miaritra ny afo mandoro azy mandrakizay. Ce sont eux les écueils de vos agapes. Ils font bonne chère sans vergogne, ils se repaissent : nuées sans eau que les vents emportent, arbres de fin de saison, sans fruits, deux fois morts, déracinés,
Jod / Jd 1:8 Likewise also these filthy dreamers defile the flesh, despise dominion, and speak evil of dignities. Ireo olona ireo koa, milentika amin' ny redirediny, ka mandoto ny nofony toy izany, manamavo ny fahandrianana, ary manevateva ireo voninahitra. Ce sont eux qui créent des divisions, ces êtres " psychiques " qui n' ont pas d' esprit.
Jod / Jd 1:9 Yet Michael the archangel, when contending with the devil he disputed about the body of Moses, durst not bring against him a railing accusation, but said, The Lord rebuke thee. Kanefa na i Misely Arkanjely aza, raha niady tamin' ny demony, nifanditra taminy ny amin' ny fatin' i Moizy, dia tsy sahy nanameloka azy tamin' ny teny fanozonana, fa izao fotsiny no nataony: Hofaizin' ny Tompo anie hianao. Ce sont eux qui murmurent, se plaignent, marchent selon leurs convoitises, leur bouche dit des choses orgueilleuses, ils flattent par intérêt.
Jod / Jd 1:10 But these speak evil of those things which they know not: but what they know naturally, as brute beasts, in those things they corrupt themselves. Fa ry zareo ireo kosa, sady manevateva ny zavatra tsy fantany no mandoto ny tenany amin' ny zavatra fantany fotsiny izao toy ny biby tsy manan-tsaina. Ils vous disaient : " A la fin du temps, il y aura des moqueurs, marchant selon leurs convoitises impies. "
Jod / Jd 1:11 Woe unto them! for they have gone in the way of Cain, and ran greedily after the error of Balaam for reward, and perished in the gainsaying of Core. Loza ho azy ireo, fa tafiditra amin' ny làlan' i Kaina izy, sy tafahitsoky ny tamby amin' ny hadisoan' i Balaama, ary nanary tena amin' ny fikomian' i Kore. Je veux vous rappeler, à vous qui connaissez tout cela une fois pour toutes, que le Seigneur, après avoir sauvé le peuple de la terre d'Égypte, a fait périr ensuite les incrédules.
Jod / Jd 1:12 These are spots in your feasts of charity, when they feast with you, feeding themselves without fear: clouds they are without water, carried about of winds; trees whose fruit withereth, without fruit, twice dead, plucked up by the roots; Amin' ny sakafo iarahanareo mihinana, dia ireo no vato manafintohina, miletra tsy aman-kenatra tsy mihevitra afa-tsy ny hamoky tena. Rahona tsy misy rano ireo, ka avoivoin' ny rivotra befahatany; hazo fararano, ka sady tsy am-boa no indroa maty sy voaongotra; Jude, serviteur de Jésus Christ, frère de Jacques, aux appelés, aimés de Dieu le Père et gardés pour Jésus Christ.
Jod / Jd 1:13 Raging waves of the sea, foaming out their own shame; wandering stars, to whom is reserved the blackness of darkness for ever. onjan-dranomasina misamboaravoara, mandoa vorin' ny fahafaham-baràka ho azy; ary kintana mirenireny, fiandrin' ny aizim-pito mandrakizay. Les uns, ceux qui hésitent, cherchez à les convaincre ;
Jod / Jd 1:14 And Enoch also, the seventh from Adam, prophesied of these, saying, Behold, the Lord cometh with ten thousands of his saints, Ireo koa no efa novinanin' i Enoka, ilay fahafito avy amin' i Adama, hoe: Indro avy ny Tompo, omban' ny olo-masiny tsy tambo isaina, Mais vous, très chers, rappelez-vous ce qui a été prédit par les apôtres de notre Seigneur Jésus Christ.
Jod / Jd 1:15 To execute judgment upon all, and to convince all that are ungodly among them of all their ungodly deeds which they have ungodly committed, and of all their hard speeches which ungodly sinners have spoken against him. hitsara ny olona tsy an-kanavaka: hampiharihary ny halozan' ny asa ratsy rehetra nataon' ny ratsy fanahy, sy ny haratsian' ny teny rehetra nanevatevan' ny mpanota mankahala ny fivavahana an' Andriamanitra. Mais vous, très chers, vous édifiant sur votre foi très sainte, priant dans l' Esprit Saint,
Jod / Jd 1:16 These are murmurers, complainers, walking after their own lusts; and their mouth speaketh great swelling words, having men' s persons in admiration because of advantage. Olona mpimonjomonjo lava izy ireo, tsy mionona amin' ny anjarany na oviana na oviana, manaraka ny danin' ny kibony hatrany hatrany, miavonavom-piteny izaitsizy, ary mandoka ny sasany mba hahazoany vola. Malheur à eux ! car c' est dans la voie de Caïn qu' ils sont allés, c' est dans l'égarement de Balaam qu' ils se sont jetés pour un salaire, c' est par la révolte de Coré qu' ils ont péri.
Jod / Jd 1:17 But, beloved, remember ye the words which were spoken before of the apostles of our Lord Jesus Christ; Fa hianareo kosa, ry malala, dia tsarovy ny teny voalazan' ny Apostolin' i Jeso-Kristy Tompontsika fahiny, Pourtant, ceux-là aussi, en délire, souillent la chair, méprisent la Seigneurie, blasphèment les Gloires.
Jod / Jd 1:18 How that they told you there should be mockers in the last time, who should walk after their own ungodly lusts. izay nanambara taminareo fa amin' ny andro farany dia hisy olona mpamitaka, handeha araka ny filan-dratsiny mahamenatra, Pourtant, l' archange Michel, lorsqu' il plaidait contre le diable et discutait au sujet du corps de Moïse, n' osa pas porter contre lui un jugement outrageant, mais dit : " Que le Seigneur te réprime ! "
Jod / Jd 1:19 These be they who separate themselves, sensual, having not the Spirit. hitarika fitokotokoana, dia olona ara-batana, fa tsy mba manana ny Fanahy. Quant à eux, ils blasphèment ce qu' ils ignorent ; et ce qu' ils connaissent par nature, comme les bêtes sans raison, ne sert qu'à les perdre.
Jod / Jd 1:20 But ye, beloved, building up yourselves on your most holy faith, praying in the Holy Ghost, Aoka hianareo, ry malala, hiorina mafy amin' ny fototry ny finoanareo masina indrindra, hivavaka amin' ny alalan' ny Fanahy Masina, Quant aux anges, qui n' ont pas conservé leur primauté, mais ont quitté leur propre demeure, c' est pour le jugement du grand Jour qu' il les a gardés dans des liens éternels, au fond des ténèbres.
Jod / Jd 1:21 Keep yourselves in the love of God, looking for the mercy of our Lord Jesus Christ unto eternal life. hitahiry tena amin' ny fitiavana an' Andriamanitra, ary hiankina amin' ny famindram-pon' i Jeso-Kristy Tompontsika, mba hahazo ny fiainana mandrakizay. Très chers, j' avais un grand désir de vous écrire au sujet de notre salut commun, et j' ai été contraint de le faire, afin de vous exhorter à combattre pour la foi transmise aux saints une fois pour toutes.
Jod / Jd 1:22 And of some have compassion, making a difference: Amindrao fo ny sasany izay mihanahana; afin d' exercer le jugement contre tous et de confondre tous les impies pour toutes les oeuvres d' impiété qu' ils ont commises, pour toutes les paroles dures qu' ont proférées contre lui les pécheurs impies. "
Jod / Jd 1:23 And others save with fear, pulling them out of the fire; hating even the garment spotted by the flesh. afaho amin' ny afo no famonjy ny sasany; ary ny sasany indray amindrao fo, fa amin-tahotra, ka ankahalao na hatramin' ny akanjo voaloton' ny nofo aza. gardez-vous dans la charité de Dieu, prêts à recevoir la miséricorde de notre Seigneur Jésus Christ pour la vie éternelle.
Jod / Jd 1:24 Now unto him that is able to keep you from falling, and to present you faultless before the presence of his glory with exceeding joy, Ary aoka anie ho an' ilay manam-pahefana hiaro anareo tsy ho lavo, sy hampiseho anareo ho tsy manan-tsiny amam-peno haravoana eo anatrehan' ny fiandrianany, houle sauvage de la mer écumant sa propre honte, astres errants auxquels les ténèbres épaisses sont gardées pour l'éternité.
Jod / Jd 1:25 To the only wise God our Saviour, be glory and majesty, dominion and power, both now and ever. Amen. dia ho an' Andriamanitra tokana Mpamonjy antsika, amin' ny alalan' i Jeso-Kristy Tompontsika, ny voninahitra sy ny fiamboniana, ary ny hery sy ny fanjakana, hatrizay hatrizay, sy ankehitriny ary mandrakizay doria. Amena. les autres, sauvez-les en les arrachant au feu ; les autres enfin, portez-leur une pitié craintive, en haïssant jusqu'à la tunique contaminée par leur chair.

<-
->