Toko sy andininy momba Matia

  The Acts of the Apostles Asa Asa Les Actes des Apôtres
...............
Asa 1.23 And they appointed two, Joseph called Barsabas, who was surnamed Justus, and Matthias. Ary nanokana roa lahy izy, dia Josefa, atao hoe Barsabasy, izay atao hoe koa Josto, ary Matia. Dia nanokana roa lahy tamin' izy ireo izy, dia Josefa atao hoe Barsabasy sy nampiana anarana hoe Ilay Marina, ary Matiasy, On en présenta deux, Joseph dit Barsabbas, surnommé Justus, et Matthias.
...............
Asa 1.26 And they gave forth their lots; and the lot fell upon Matthias; and he was numbered with the eleven apostles. Dia nanao filokana ho azy izy, ka latsaka tamin' i Matia ny filokana; ary izy no lany ho isan' ny Apostoly iraika ambin' ny folo lahy. Dia nanaovany loka izy roa lahy, ary Matiasy no nahazo ny loka, ka izy no lany ho isan' ny Apostoly roa ambin' ny folo lahy. Alors on tira au sort et le sort tomba sur Matthias, qui fut mis au nombre des douze apôtres.