Toko sy andininy momba Hinoma

  Joshua Josoa Josoe Livre de Josué
...............
Jos 15.8 And the border went up by the valley of the son of Hinnom unto the south side of the Jebusite; the same is Jerusalem: and the border went up to the top of the mountain that lieth before the valley of Hinnom westward, which is at the end of the valley of the giants northward: dia niakatra teo amin' ny lohasahan' ny taranak' i Hinoma, ho eo anilany atsimon' ny Jebosita (Jerosalema izany), dia niakatra hatramin' ny tampon' ny tendrombohitra, izay manandrify ny lohasahan' i Hinoma eo andrefany, amin' ny farany avaratry ny Lohasahan' ny Refaita, Ary ny faritry ny tany niakatra eo amin' ny lohasahan' i Ben-Enoma, hatrany amin' ny kisolasola atsimon' ny Jeboseana, dia Jerosalema; avy eo dia nisondrotra ny faritry ny tany hatrany an-tampon' ny tendrombohitra manandrify ny lohasaha Enoma eo andrefany, sy amin' ny faran' ny tany lemaky ny Rafaima eo avaratra. Elle remontait ensuite le ravin de Ben-Hinnom venant du sud au flanc du Jébuséen - c' est Jérusalem - elle montait au sommet de la montagne qui barre le ravin de Hinnom du côté de l' ouest, à l' extrémité septentrionale de la plaine des Rephaïm.
...............
Jos 18.16 And the border came down to the end of the mountain that lieth before the valley of the son of Hinnom, and which is in the valley of the giants on the north, and descended to the valley of Hinnom, to the side of Jebusi on the south, and descended to Enrogel, dia nidina hatramin' ny faran' ny tendrombohitra, izay tandrifin' ny lohasahan' ny taranak' i Hinoma, eo amin' ny Lohasahan' ny Refaita eo avaratra, ka nidina hatramin' ny lohasahan' i Hinoma, hatramin' ny ilany atsimon' ny Jebosita, ka nidina hatrany En-rogela, dia nidina ny faritra avy amin' ny faran' ny tendrombohitra izay tandrifin' ny lohasahan' ny taranak' i Enoma, ao amin' ny tany lemaky ny Rafaima, eo avaratra; dia nidina indray nandeha amin' ny lohasahan' i Enoma, mankamin' ny kisolasola atsimon' ny Jeboseana, dia nidina hatrany amin' ny loharanon' i Rogela; puis elle descendait à l' extrémité de la montagne qui fait face à la vallée de Ben-Hinnom, dans la plaine des Rephaïm au nord, et elle descendait dans la vallée de Hinnom vers le flanc du Jébuséen au sud, et descendait à En-Rogel.

  2nd Book of Kings 2 Mpanjaka Mpanjaka II 2ème Livre des Rois
...............
2Mp 23.10 And he defiled Topheth, which is in the valley of the children of Hinnom, that no man might make his son or his daughter to pass through the fire to Molech. Ary nolotoiny koa Tofeta, izay eo amin' ny lohasahan' ny taranak' i Hinoma, mba tsy hisy hampandeha ny zananilahy na ny zananivavy hamaky ny afo ho an' i Moloka intsony. Nolotoin' ny mpanjaka koa Tofeta, ilay teo an-dohasahan' ny taranak' i Enoma mba tsy hisy hampandeha ny zanany lahy na vavy hamaky ny afo, ho fanajana an' i Molaoka intsony. Il profana le Tophèt de la vallée de Ben-Hinnom, pour que personne ne fît plus passer son fils ou sa fille par le feu en l' honneur de Molek.

  2nd Book of Chronicles 2 Tantara Tantara II 2ème Livre des Chroniques
...............
2Tt / 2Tan 28.3 Moreover he burnt incense in the valley of the son of Hinnom, and burnt his children in the fire, after the abominations of the heathen whom the Lord had cast out before the children of Israel. Ary nandoro ditin-kazo manitra tao amin' ny lohasahan' ny taranak' i Hinoma koa izy, ary ny zanany dia nodorany tamin' ny afo, araka ny fahavetavetan' ny jentilisa izay noroahin' i Jehovah tsy ho eo anoloan' ny Zanak' isiraely. Nandoro zava-manitra teo an-dohasahan' i Bena-Hinoma izy, ary nampamakiny ny afo ny zanany, araka ny fahavetavetana fanaon' ireo firenena noroahin' ny Tompo teo anoloan' ny zanak' Israely. il fit fumer des offrandes dans le val des fils de Hinnom et fit passer ses fils par le feu, selon les coutumes abominables des nations que Yahvé avait chassées devant les Israélites.
...............
2Tt / 2Tan 33.6 And he caused his children to pass through the fire in the valley of the son of Hinnom: also he observed times, and used enchantments, and used witchcraft, and dealt with a familiar spirit, and with wizards: he wrought much evil in the sight of the Lord, to provoke him to anger. Ary ny zanany nampamakiny ny afo teo an-dohasahan' ny taranak' i Hinoma, sady nanandro sy nanao sikidy izy sy nanana ody ary naka ny manao azy ho tsindrian-javatra sy ny mpanao hatsarana, dia nahery nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah izy ka nampahatezitra Azy. Nampamakiny ny afo tao an-dohasahan' i Bena-Enoma ny zanany. Narahiny avokoa ny fomban' ny fanandroana, ny sikidy, ny fankatoavana, nanendry olona ho mpiantso ny fanahy sy ho mpanao ody izy. C' est lui qui fit passer ses enfants par le feu dans la vallée des fils de Hinnom. Il pratiqua les incantations, la divination et la magie, installa des nécromants et des devins, et multiplia les actions que Yahvé regarde comme mauvaises, provoquant ainsi sa colère.

  Book of Nehemiah Nehemia Nehemia Livre de Néhémie
...............
Neh / Ne 11.30 Zanoah, Adullam, and in their villages, at Lachish, and the fields thereof, at Azekah, and in the villages thereof. And they dwelt from Beersheba unto the valley of Hinnom. sy Zanoa sy Adolama sy ny zana-bohiny, sy tany Lakisy sy ny sahany, ary tany Azeka sy ny zana-bohiny. Ary nonina hatram Beri-sheba ka hatramin' ny lohasahan' i Himona izy. Zanola, Odolama, mbamin' ny zana-bohitr' ireo; Lakisa mbamin' ny tany momba azy, Azekà mbamin' ny vohitra momba azy. Hatrany Bersabea ka hatrany amin' ny lohasahan' i Enoma no nonenany. Zanoah, Adullam et les villages de leur ressort, Lakish et sa campagne, Azéqa et ses dépendances : ils s'établirent donc de Bersabée jusqu' au val d' Hinnom.

  Book of Jeremiah Jeremia Jeremia Livre de Jérémie
...............
Jer / Jr 7.31 And they have built the high places of Tophet, which is in the valley of the son of Hinnom, to burn their sons and their daughters in the fire; which I commanded them not, neither came it into my heart. Ary izy nanorina ireo fitoerana avo any Tofeta, izay ao amin' ny lohasahan' ny taranak' i Hinema, handoroany ny zananilahy sy ny zananivavy amin' ny afo; Nefa zavatra tsy mba nandidiako na tao an-tsaiko akory aza izany. ary nanorina ireo fitoerana avo any Tofeta, amin' ny lohasahan' ny zanak' i Hinnoma, handoroany amin' ny afo ny zanany lahy aman-janany vavy; nefa zavatra tsy mba nodidiako izany, na mba noheverin' ny saiko akory. ils ont construit les hauts lieux de Tophèt dans la vallée de Ben-Hinnom, pour brûler leurs fils et leurs filles, ce que je n' avais point ordonné, à quoi je n' avais jamais songé.
Jer / Jr 7.32 Therefore, behold, the days come, saith the Lord, that it shall no more be called Tophet, nor the valley of the son of Hinnom, but the valley of slaughter: for they shall bury in Tophet, till there be no place. Koa, indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay tsy hanaovana azy intsony hoe Tofeta, na Lohasahan' ny taranak' i Hinoma, fa Lohasaha Famonoana kosa. Ary any Tofeta aza no handevenana noho ny hateren' ny tany. Noho izany, indro tamy ny andro, - teny marin' ny Tompo, izay tsy hanaovana hoe Tofeta na lohasahan' ny zanak' i Hinnoma intsony, fa hoe "Lohasaha famonoana" kosa, ary any Tofeta aza no handevenana, noho ny hateren' ny tany! Aussi voici venir des jours oracle de Yahvé où l' on ne dira plus Tophèt ni vallée de Ben-Hinnom, mais vallée du Carnage. On enterrera alors à Tophèt, faute de place;
...............
Jer / Jr 19.2 And go forth unto the valley of the son of Hinnom, which is by the entry of the east gate, and proclaim there the words that I shall tell thee, dia mivoaha ho any amin' ny Lohasahan' ny taranak' i Hinoma, izay eo anoloan' ny vavahady Harsota, ary torio eo ny teny izay holazaiko aminao, ny loholona amin' ny vahoaka, sy ny loholona amin' ny mpisorona, dia mivoaha ho any amin' ny lohasahan' i Ben-Hinoma izay ao amin' ny fidiran' ny vavahadin' ny Fanefem-bilany, ka torio eo ny teny holazaiko aminao. Sors en direction de la vallée de Ben-Hinnom qui est à l' entrée de la porte des Tessons. Là, tu proclameras les paroles que je te dirai.
...............
Jer / Jr 19.6 Therefore, behold, the days come, saith the Lord, that this place shall no more be called Tophet, nor The valley of the son of Hinnom, but The valley of slaughter. Koa, indro, avy ny andro, hoy Jehovah, izay tsy hanaovana ity fitoerana ity intsony hoe Tofeta, na Lohasahan' ny taranak' i Hinoma, fa Lohasaha Famonoana kosa. Noho izany indro tamy ny andro, - teny marin' ny Tompo, tsy hiantsoana ity fitoerana ity intsony hoe: Tofeta na lohasahan' i Ben-Hinoma fa hoe lohasaha famonoana kosa. Aussi voici venir des jours oracle de Yahvé où l' on n' appellera plus ce lieu Tophèt ni vallée de Ben-Hinnom, mais bien vallée du Carnage.
...............
Jer / Jr 32.35 And they built the high places of Baal, which are in the valley of the son of Hinnom, to cause their sons and their daughters to pass through the fire unto Molech; which I commanded them not, neither came it into my mind, that they should do this abomination, to cause Judah to sin. ary nanorina ny fitoerana avon' i Bala, izay ao amin' ny Lohasahan' ny taranak' i Hinoma, izy mba hampandeha ny zananilahy sy ny zananivavy hamaky ny afo ho an' i Moloka, izay tsy nandidiako azy, na tao an-tsaiko akory aza, ka dia nanao izany fahavetavetana izany izy mba hampanota ny Joda. Nanorina ny fitoerana avon' i Baala tao an-dohasahan' ny taranak' i Hinnoma izy, ka mandeha amin' ny afo ny zanany lahy aman-janany vavy ho an' i Molòka: nefa zavatra tsy nandidiako azy akory izany na zavatra mby tao an-tsaiko velively; nanao izany fahavetavetana izany izy hampanota an' i Jodà. Ils ont construit les hauts lieux de Baal dans la vallée de Ben-Hinnom pour faire passer par le feu leurs fils et leurs filles en l' honneur de Molek ce que je n' avais point ordonné, ce à quoi je n' avais jamais songé : commettre une telle abomination pour faire pécher Juda!