Teny iditra -bala
Sokajin-teny endritenin' ny hoe vala

Teny iditra bala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Firaka boribory alefan' ny basy amin' ny herin' ny vanja [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A bullet [1.2, 1.7]
 A ball [1.2]
 A cartridge [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Balle [1.3, 1.8]
 Boulet [1.3]
 Obus ; cartouche [1.8]
Voambolana 
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ny fihaviany Frantsay: balle.

Teny iditra bala
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] Poles, etc., used in carrying heavy burdens [1.2]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra ba (bala)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana balana [fitanisana]

Teny iditra Bala
Sokajin-teny anaran-tsamirery (ara-baiboly) [fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy Bala [2.996]
 Baal [2.996]
Fanazavàna teny frantsay Baala [2.996]
Voambolana 
Tovy hevitra Baala
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/21