Toko sy andininy momba Libnita

  Numbers Fanisana na Nomery Fanisana Les Nombres
...............
Nom / Fan 3.21 Of Gershon was the family of the Libnites, and the family of the Shimites: these are the families of the Gershonites. Avy tamin' i Gersona ny fokon' ny Libnita sy ny Simeita: Ireo no fokon' ny Gersonita. Ny fokon' i Lebny sy ny fokon' i Semeì dia avy amin' i Gersona ka atao hoe fokon' ny Gersonita. De Gershôn relevaient le clan Libnite et le clan Shiméite. Ce sont les clans Gershonites ;
...............
Nom / Fan 26.58 These are the families of the Levites: the family of the Libnites, the family of the Hebronites, the family of the Mahlites, the family of the Mushites, the family of the Korathites. And Kohath begat Amram. Izao no fokon' i Levy: ny fokon' ny Libnita, ny fokon' ny Hebronita, ny fokon' ny Mahalita, ny fokon' ny Mosita, ny fokon' ny Koralta. Ary Kehata niteraka an' i Amrama. Izao no fokon' i Levì: ny fokon' ny Lobnita, ny fokon' ny Hebronita, ny fokon' ny Moholita, ny fokon' ny Mosita, ary ny fokon' ny Koreita. Voici les clans de Lévi : le clan Libnite, le clan Hébronite, le clan Mahlite, le clan Mushite, le clan Coréite. Qehat engendra Amram.