Teny iditra |
levy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
Fangotrahana [1.78]
|
| [Bara]
Roatra, fandevenana [1.78]
|
| Famorivorin' ny rano hafanaina ka efa madiva hangotraka, na ny zavatra aotrika elaela mba hasisosiso. [1.1]
|
| Famorivorin'ny rano mangotraka [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | ébullition [1.13]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
Levy
|
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly)
|
Fanazavàna teny anglisy | Levy [2.996]
|
| Levi [2.996]
|
Fanazavàna teny frantsay | Lévi [2.996]
|
Voambolana |
Tovy hevitra | |
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly |
|