Toko sy andininy momba Horita

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 14.6 And the Horites in their mount Seir, unto Elparan, which is by the wilderness. ary ny Horita tany an-tendrombohitra Seira hatrany Elparana, izay eo anilan' ny efitra. ary ny Horeana teo an-tendrombohitra Seira fonenany, hatrany El-Faràna, izay ao akaikin' ny efitra. les Horites dans les montagnes de Séïr jusqu'à El-Parân, qui est à la limite du désert.
...............
Gen / Jen 36.20 These are the sons of Seir the Horite, who inhabited the land; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, Ary izao no zanakalahin' i Seïra Horita, izay nonina tany amin' ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana Izao kosa no zanakalahin' i Seira, Horeana, izay efa nonina teo amin' ny tany rahateo; Laotana, Sobala, Sebeona, Anà, Disona, Esera ary Disàna. Voici les fils de Séïr le Horite, les indigènes du pays : Lotân, Shobal, Çibéon, Ana,
Gen / Jen 36.21 And Dishon, and Ezer, and Dishan: these are the dukes of the Horites, the children of Seir in the land of Edom. sy Disona sy Ezera ary Disana. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Horita, dia ny taranak' i Seïra, tany amin' ny tany Edoma. Ireo no loham-pirenena amin' ny Horeana, zanakalahin' i Seira, tamin' ny tanin' i Edoma. Dishôn, Éçer, Dishân, tels sont les chefs des Horites, les fils de Séïr au pays d'Édom.
...............
Gen / Jen 36.29 These are the dukes that came of the Horites; duke Lotan, duke Shobal, duke Zibeon, duke Anah, Ary izao no loham-pirenena tamin' ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny Izao no loham-pirenena amin' ny Horeana: Laotana loham-pirenena, Sobala, loham-pirenena, Sebeona, Anà, loham-pirenena; Voici les chefs des Horites : le chef Lotân, le chef Shobal, le chef Çibéôn, le chef Ana,
Gen / Jen 36.30 Duke Dishon, duke Ezer, duke Dishan: these are the dukes that came of Hori, among their dukes in the land of Seir. sy Disona loham-pireneny sy Ezera loham-pireneny ary Disana loham-pireneny. Ireo no loham-pirenena tamin' ny Horita, dia ny loham-pireneny tany amin' ny tany Seïra. Disona, loham-pirenena, Esera, loham-pirenena, Disana, loham-pirenena. Ireo no loham-pirenena Horeana izay samy loham-pirenena any amin' ny tanin' i Seira. le chef Dishôn, le chef Éçer, le chef Dishân. Tels sont les chefs des Horites, d' après leurs clans, au pays de Séïr.

  Deuteronomy Fifanekena na Detoronomia Fifanekena na Detoronomy Le Deutéronome
...............
Deo / Dt 2.12 The Horims also dwelt in Seir beforetime; but the children of Esau succeeded them, when they had destroyed them from before them, and dwelt in their stead; as Israel did unto the land of his possession, which the Lord gave unto them. Ary ny tany Seira dia nonenan' ny Horita, fa ny taranak' i Esao nandroaka azy ka nandringana azy tsy ho eo anoloany, dia nonina nisolo azy, araka ny nataon' ny Isiraely tao amin' ny tany izay nomen' i Jehovah azy ho lovany.) Ny tany Seira koa fahiny, dia nonenan' ny Horeana, nefa noroahin' ny taranak' i Esao ireny nataony lany ringana teo anatrehany, dia izy ireo no nonina nisolo ireny, toy ny nataon' ny zanak' Israely tamin' ny tany ananany, izay nomen' ny Tompo azy. De même en Séïr demeuraient auparavant les Horites, que les fils d'Ésaü dépossédèrent et exterminèrent pour s'établir à leur place, ainsi que l' a fait Israël pour sa terre, l' héritage reçu de Yahvé.
...............
Deo / Dt 2.22 As he did to the children of Esau, which dwelt in Seir, when he destroyed the Horims from before them; and they succeeded them, and dwelt in their stead even unto this day: araka izay nataony koa ho an' ny taranak' i Esao, izay mitoetra any Seira, fa nandringana ny Horita tsy ho eo anoloany Izy, ka dia nandroaka azy ireo ka nonina nisolo azy mandraka androany; toy izany no nataon' ny Tompo ho an' ny taranak' i Esao izay monina any Sira, tamin' ny nandringanany ny Horeana, teo anoloany, dia noroahiny ireny, ka izy ireo no nonina nisolo ireny mandrak' androany. comme il avait fait pour les fils d'Ésaü, habitant en Séïr, en exterminant devant eux les Horites, qu' ils dépossédèrent pour s'établir à leur place jusqu'à ce jour.