Toko sy andininy momba Zibona

  Genesis Fiandohana na Genesisy Fiandohana na Jenezy La Genèse
...............
Gen / Jen 36.2 Esau took his wives of the daughters of Canaan; Adah the daughter of Elon the Hittite, and Aholibamah the daughter of Anah the daughter of Zibeon the Hivite; Esao naka vady tamin' ny zanakavavin' ny Kananita, dia Ada, zanak' i Elona Hetita, sy Oholibama, zanak' i Ana, zanakavavin' i Zibona Hivita, Adà, zanakavavin' i Elona, Heteana, Oolibamà, zanakavavin' i Anà, zanakavavin' i Sebeona, Heveana; Ésaü prit ses femmes parmi les filles de Canaan : Ada, la fille d'Élôn le Hittite, Oholibama, la fille d' Ana, fils de Çibéôn le Horite,
...............
Gen / Jen 36.14 And these were the sons of Aholibamah, the daughter of Anah the daughter of Zibeon, Esau' s wife: and she bare to Esau Jeush, and Jaalam, and Korah. Ary izao no zanakalahin' i Oholibama, zanakavavin' i Ana, zanakavavin' i Zibona, vadin' i Esao: niteraka an' i Jeosy sy Jalama ary Kora tamin' i Esao izy. Ary izao no zanakalahin' i Oolibamà, zanakavavin' i Anà, zanakavavin' i Sebeona, vadin' i Esao; niteraka an' i Jehosy sy Ihelona ary Kore tamin' i Esao izy. Voici les fils d' Oholibama, fille d' Ana, fils de Çibéôn, la femme d'Ésaü : elle lui enfanta Yéush, Yalam et Qorah.
...............
Gen / Jen 36.20 These are the sons of Seir the Horite, who inhabited the land; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, Ary izao no zanakalahin' i Seïra Horita, izay nonina tany amin' ny tany: Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana Izao kosa no zanakalahin' i Seira, Horeana, izay efa nonina teo amin' ny tany rahateo; Laotana, Sobala, Sebeona, Anà, Disona, Esera ary Disàna. Voici les fils de Séïr le Horite, les indigènes du pays : Lotân, Shobal, Çibéon, Ana,
...............
Gen / Jen 36.24 And these are the children of Zibeon; both Ajah, and Anah: this was that Anah that found the mules in the wilderness, as he fed the asses of Zibeon his father. Ary izao no zanakalahin' i Zibona: Aia sy Ana (izany Ana izany ilay nahita ny ranomafana tany an-efitra, raha niandry ny borikin' i Zibona rainy izy). Izao no zanakalahin' i Sebeona: Ajà sy Anà. Io Anà io no nahita ny loharano mafana tany an' efitra, raha niandry ny ampondran' i Sebeona rainy izy. Voici les fils de Çibéôn : Ayya, Ana - c' est cet Ana qui trouva les eaux chaudes au désert en faisant paître les ânes de son père Çibéôn.
...............
Gen / Jen 36.29 These are the dukes that came of the Horites; duke Lotan, duke Shobal, duke Zibeon, duke Anah, Ary izao no loham-pirenena tamin' ny Horita: Lotana loham-pireneny sy Sobala loham-pireneny sy Zibona loham-pireneny sy Ana loham-pireneny Izao no loham-pirenena amin' ny Horeana: Laotana loham-pirenena, Sobala, loham-pirenena, Sebeona, Anà, loham-pirenena; Voici les chefs des Horites : le chef Lotân, le chef Shobal, le chef Çibéôn, le chef Ana,

  1st Book of Chronicles 1 Tantara Tantara I 1er Livre des Chroniques
...............
1Tt / 1Tan 1.38 And the sons of Seir; Lotan, and Shobal, and Zibeon, and Anah, and Dishon, and Ezar, and Dishan. Ary ny zanakalahin' i Seira dia Lotana sy Sobala sy Zibona sy Ana sy Disona sy Ezera ary Disana. Zanak' i Seira: Lotàna, Sobala, Sebeona, Anà, Sisona, Esera, ary Disàna. Fils de Séïr : Lotân, Shobal, Çibéôn, Ana, Dishôn, Éçer, Dishân.
...............
1Tt / 1Tan 1.40 The sons of Shobal; Alian, and Manahath, and Ebal, Shephi, and Onam. and the sons of Zibeon; Aiah, and Anah. Ary ny zanakalahin' i Sobala dia Aliana sy Manahata sy Ebala sy Sefy ary Onama. Ary ny zanakalahin' i Zibona dia Aia sy Ana. Zanak' i Sobala: Aliàna, Manahata, Ebala, Sefà, ary Onama. Zanak' i Sebeona: Aià sy Anà. Zanak' i Ana: Disona. Fils de Shobal : Alyân, Manahat, Ébal, Shephi, Onam. Fils de Çibéôn : Ayya et Ana.